The Gibeonites Avenged

1. Then there was a famine in the days of David three years, year after year; and David enquired of the LORD. And the LORD answered, It is for Saul, and for his bloody house, because he slew the Gibeonites.
1. Du temps de David, il y eut une famine qui dura trois ans. David chercha la face de l`Éternel, et l`Éternel dit: C`est à cause de Saül et de sa maison sanguinaire, c`est parce qu`il a fait périr les Gabaonites.
1. "Ary nisy mosary telo taona misesy tamin' ny andron' i Davida; ary nanontany tamin' i Jehovah i Davida. Dia namaly Jehovah hoe: Noho ny amin' i Saoly sy ny ankohonany mpandatsa-drà izao, satria namono ny Gibeonita izy."
2. And the king called the Gibeonites, and said unto them; (now the Gibeonites were not of the children of Israel, but of the remnant of the Amorites; and the children of Israel had sworn unto them: and Saul sought to slay them in his zeal to the children of Israel and Judah.)
2. "Le roi appela les Gabaonites pour leur parler. -Les Gabaonites n`étaient point d`entre les enfants d`Israël, mais c`était un reste des Amoréens; les enfants d`Israël s`étaient liés envers eux par un serment, et néanmoins Saül avait voulu les frapper, dans son zèle pour les enfants d`Israël et de Juda. -"
2. "Ary ny mpanjaka niantso ny Gibeonita ka niteny taminy (ny Gibeonita dia tsy mba isan' ny Zanak' Isiraely, fa sisa tamin' ny Amorita; ary ny Zanak' Isiraely efa nianiana taminy nefa Saoly nitady izay hamelezany azy noho ny firehetany ny amin' ny Zanak' Isiraely sy ny Joda)."
3. Wherefore David said unto the Gibeonites, What shall I do for you? and wherewith shall I make the atonement, that ye may bless the inheritance of the LORD?
3. David dit aux Gabaonites: Que puis-je faire pour vous, et avec quoi ferai-je expiation, afin que vous bénissiez l`héritage de l`Éternel?
3. "Ary hoy Davida tamin' ny Gibeonita: Inona no hataoko ho anareo; ary amin' inona no hanaovako fanavotana mba hitsofanareo rano ny lovan' i Jehovah?"
4. And the Gibeonites said unto him, We will have no silver nor gold of Saul, nor of his house; neither for us shalt thou kill any man in Israel. And he said, What ye shall say, that will I do for you.
4. Les Gabaonites lui répondirent: Ce n`est pas pour nous une question d`argent et d`or avec Saül et avec sa maison, et ce n`est pas à nous qu`il appartient de faire mourir personne en Israël. Et le roi dit: Que voulez-vous donc que je fasse pour vous?
4. Dia hoy ny Gibeonita: Izahay tsy mahazo mandray volafotsy na volamena amin' i Saoly na amin' ny taranany, ary tsy hamono olona amin' ny Isiraely noho ny aminay ianao. Ary hoy izy: Izay holazainareo no hataoko ho anareo.
5. And they answered the king, The man that consumed us, and that devised against us that we should be destroyed from remaining in any of the coasts of Israel,
5. Ils répondirent au roi: Puisque cet homme nous a consumés, et qu`il avait le projet de nous détruire pour nous faire disparaître de tout le territoire d`Israël,
5. Dia namaly ny mpanjaka izy ireo hoe: Ny lehilahy izay nandringana anay sy nikasa hamely anay ho ringana tsy hitoetra amin' ny tanin' ny Isiraely rehetra,
6. Let seven men of his sons be delivered unto us, and we will hang them up unto the LORD in Gibeah of Saul, whom the LORD did choose. And the king said, I will give them.
6. qu`on nous livre sept hommes d`entre ses fils, et nous les pendrons devant l`Éternel à Guibea de Saül, l`élu de l`Éternel. Et le roi dit: Je les livrerai.
6. No aoka hisy fito lahy amin' ny zanany hatolotra anay hahantonay ho an' i Jehovah ao Gibean' i Saoly, ilay voafidin' i Jehovah. Dia hoy ny mpanjaka: Hatolotro izy.
7. But the king spared Mephibosheth, the son of Jonathan the son of Saul, because of the LORD's oath that was between them, between David and Jonathan the son of Saul.
7. Le roi épargna Mephiboscheth, fils de Jonathan, fils de Saül, à cause du serment qu`avaient fait entre eux, devant l`Éternel, David et Jonathan, fils de Saül.
7. Fa ny mpanjaka niaro an' i Mefiboseta, zanak' i Jonatana, zanak' i Saoly, noho ny fianianana tamin' i Jehovah nataon' i Davida sy Jonatana, zanak' i Saoly.
8. But the king took the two sons of Rizpah the daughter of Aiah, whom she bare unto Saul, Armoni and Mephibosheth; and the five sons of Michal the daughter of Saul, whom she brought up for Adriel the son of Barzillai the Meholathite:
8. "Mais le roi prit les deux fils que Ritspa, fille d`Ajja, avait enfantés à Saül, Armoni et Mephiboscheth, et les cinq fils que Mérab, fille de Saül, avait enfantés à Adriel de Mehola, fils de Barzillaï;"
8. Fa ny mpanjaka naka azy roa lahy, zanak' i Rizpa, zanakavavin' i Aia, izay naterany tamin' i Saoly, dia Armony sy Mefiboseta, ary ny dimy lahy zanak' i Mikala, zanakavavin' i Saoly, izay naterany tamin' i Adriela, zanak' i Barzilay Meholatita,
9. And he delivered them into the hands of the Gibeonites, and they hanged them in the hill before the LORD: and they fell all seven together, and were put to death in the days of harvest, in the first days, in the beginning of barley harvest.
9. "et il les livra entre les mains des Gabaonites, qui les pendirent sur la montagne, devant l`Éternel. Tous les sept périrent ensemble; ils furent mis à mort dans les premiers jours de la moisson, au commencement de la moisson des orges."
9. "Dia natolony teo an-tanan' ny Gibeonita ireo ka nahanton' ireo teo amin' ny havoana teo anatrehan' i Jehovah; ary niara-maty izy fito lahy, samy novonoiny tamin' ny niandohan' ny fararano tamin' ny andro voalohan' ny taom-pijinjana ny vary hordea izy ireo."
10. And Rizpah the daughter of Aiah took sackcloth, and spread it for her upon the rock, from the beginning of harvest until water dropped upon them out of heaven, and suffered neither the birds of the air to rest on them by day, nor the beasts of the field by night.
10. "Ritspa, fille d`Ajja, prit un sac et l`étendit sous elle contre le rocher, depuis le commencement de la moisson jusqu`à ce que la pluie du ciel tombât sur eux; et elle empêcha les oiseaux du ciel de s`approcher d`eux pendant le jour, et les bêtes des champs pendant la nuit."
10. Ary Rizpa, zanakavavin' i Aia, naka lamba fisaonana, dia novelariny ho azy teo amin' ny vatolampy izany hatramin' ny niandohan' ny taom-pijinjana ka ambara-pilatsaky ny orana avy any an-danitra tamin' ny faty, ka tsy navelany hipetrahan' ny vorona eny amin' ny habakabaka ireo nony antoandro, na ny biby eny an-tsaha nony alina.
11. And it was told David what Rizpah the daughter of Aiah, the concubine of Saul, had done.
11. On informa David de ce qu`avait fait Ritspa, fille d`Ajja, concubine de Saül.
11. Ary nambara tamin' i Davida izay nataon' i Rizpa, zanakavavin' i Aia, vadi-tsindranon' i Saoly.
12. And David went and took the bones of Saul and the bones of Jonathan his son from the men of Jabeshgilead, which had stolen them from the street of Bethshan, where the Philistines had hanged them, when the Philistines had slain Saul in Gilboa:
12. Et David alla prendre les os de Saül et les os de Jonathan, son fils, chez les habitants de Jabès en Galaad, qui les avaient enlevés de la place de Beth Schan, où les Philistins les avaient suspendus lorsqu`ils battirent Saül à Guilboa.
12. Dia lasa Davida naka ny taolan' i Saoly sy ny taolan' i Jonatana zanany tany amin' ny mponina tao Jabesi-gileada, izay nangalatra azy tao an-kalalahana any Beti-sana, ilay nanantonan' ny Filistina azy tamin' ny andro namonoan' ny Filistina an' i Saoly tao Gilboa.
13. And he brought up from thence the bones of Saul and the bones of Jonathan his son; and they gathered the bones of them that were hanged.
13. "Il emporta de là les os de Saül et les os de Jonathan, son fils; et l`on recueillit aussi les os de ceux qui avaient été pendus."
13. Ary dia nentiny niakatra avy tany ny taolan' i Saoly sy ny taolan' i Jonatana zanany, ary nangoniny koa ny taolan' ireo voahantona ireo.
14. And the bones of Saul and Jonathan his son buried they in the country of Benjamin in Zelah, in the sepulchre of Kish his father: and they performed all that the king commanded. And after that God was intreated for the land.
14. On enterra les os de Saül et de Jonathan, son fils, au pays de Benjamin, à Tséla, dans le sépulcre de Kis, père de Saül. Et l`on fit tout ce que le roi avait ordonné. Après cela, Dieu fut apaisé envers le pays.
14. "Ary ny taolan' i Saoly sy Jonatana zanany dia nalevin' ny olona tao amin' ny tanin' ny Benjamina tao Zela, tao amin' ny fasan' i Kisy rainy; ary dia vitany izay rehetra nandidian' ny mpanjaka. Ary nony efa vitany izany, dia neken' Andriamanitra ny fifonana natao ho an' ny tany."

Wars Against the Philistines

15. Moreover the Philistines had yet war again with Israel; and David went down, and his servants with him, and fought against the Philistines: and David waxed faint.
15. Les Philistins firent encore la guerre à Israël. David descendit avec ses serviteurs, et ils combattirent les Philistins. David était fatigué.
15. "Ary niady indray ny Filistina sy ny Isiraely; ary Davida sy ny mpanompony izay nanaraka azy dia nidina ka niady tamin' ny Filistina, ary reraka Davida."
16. And Ishbibenob, which was of the sons of the giant, the weight of whose spear weighed three hundred shekels of brass in weight, he being girded with a new sword, thought to have slain David.
16. "Et Jischbi Benob, l`un des enfants de Rapha, eut la pensée de tuer David; il avait une lance du poids de trois cents sicles d`airain, et il était ceint d`une épée neuve."
16. Ary Jisbi-benoba, isan' ny taranaky ny olona goavambe (ny lanjan' ny lefony dia varahina telonjato sekely), dia nitondra sabatra vaovao ka nikasa hahafaty an' i Davida.
17. But Abishai the son of Zeruiah succoured him, and smote the Philistine, and killed him. Then the men of David sware unto him, saying, Thou shalt go no more out with us to battle, that thou quench not the light of Israel.
17. Abischaï, fils de Tseruja, vint au secours de David, frappa le Philistin et le tua. Alors les gens de David jurèrent, en lui disant: Tu ne sortiras plus avec nous pour combattre, et tu n`éteindras pas la lampe d`Israël.
17. Fa Abisay, zanak' i Zeroia, nanampy azy, dia namely ilay Filistina ka nahafaty azy. Ary tamin' izany ny olon' i Davida dia nianiana taminy ka nanao hoe: Tsy hiara-mivoaka aminay intsony ho amin' ny ady ianao, fandrao hovonoinao ny fahazavan' ny Isiraely.
18. And it came to pass after this, that there was again a battle with the Philistines at Gob: then Sibbechai the Hushathite slew Saph, which was of the sons of the giant.
18. Il y eut encore, après cela, une bataille à Gob avec les Philistins. Alors Sibbecaï, le Huschatite, tua Saph, qui était un des enfants de Rapha.
18. Ary izao no niseho, nony afaka izany dia nisy ady indray tamin' ny Filistina teo Goba, ary Sibeka Hosatita nahafaty an' i Safa, izay isan' ny taranaky ny olona goavambe.
19. And there was again a battle in Gob with the Philistines, where Elhanan the son of Jaareoregim, a Bethlehemite, slew the brother of Goliath the Gittite, the staff of whose spear was like a weaver's beam.
19. Il y eut encore une bataille à Gob avec les Philistins. Et Elchanan, fils de Jaaré Oreguim, de Bethléhem, tua Goliath de Gath, qui avait une lance dont le bois était comme une ensouple de tisserand.
19. Ary nisy ady indray koa tamin' ny Filistina teo Goba, ary Elanana, zanak' i Jare-oregima Betlehemita namono ny rahalahin' i Goliata Gatita, izay nanan-jaran-defona tahaka ny vodi-tenon' ny mpanenona.
20. And there was yet a battle in Gath, where was a man of great stature, that had on every hand six fingers, and on every foot six toes, four and twenty in number; and he also was born to the giant.
20. Il y eut encore une bataille à Gath. Il s`y trouva un homme de haute taille, qui avait six doigts à chaque main et à chaque pied, vingt-quatre en tout, et qui était aussi issu de Rapha.
20. "Ary mbola nisy ady koa tao Gata, izay nisy lehilahy vaventy nanana rantsana enina avy teo amin' ny isan-tanany, sy rantsana enina avy teo amin' ny isan-tongony, dia efatra amby roapolo no fitambarany; ary izy koa dia taranaky ny olona goavambe."
21. And when he defied Israel, Jonathan the son of Shimeah the brother of David slew him.
21. "Il jeta un défi à Israël; et Jonathan, fils de Schimea, frère de David, le tua."
21. Ary rehefa nihaika ny Isiraely izy, dia novonoin' i Jonatana, zanak' i Simea, rahalahin' i Davida.
22. These four were born to the giant in Gath, and fell by the hand of David, and by the hand of his servants.
22. Ces quatre hommes étaient des enfants de Rapha à Gath. Ils périrent par la main de David et par la main de ses serviteurs.
22. Ireo efatra ireo no teraky ny olona goavambe tao Gata, ka lavo tamin' ny tanan' i Davida sy ny tanan' ny mpanompony.
<
>